Ao Amin

«Tsy dia faly loatra ny vondrona silamo ny niteny nandritry ny taona maro fa: «Tsy misy ifandrisany amin’ny fampihorohoroana ny silamo». Nitranga anefa ny fanfihana ny 11 Septambra. Vokatr’izany, firenena maro no niaran’ny daroka baomba, anisan’iznay i Turquie. Fantatra fa avy amintsika ny nanao ny herisetra. Tsy mino ve isika silamo fa isika nangorohoro indrindra alohan’ny hafa?»

Ankehitriny, azo ambara fa tsy fantatra loatra ny silamo. Tsy maintsy miteny ny silamo hoe “Ao amin'ny tena silamo marina, tsy misy ny fampihorohoroana”. Amin'ny silamo, ny famonoana olona iray dia loza toy ny tsy finoana. Tsy misy na iza na iza afaka mamono olona tsy azon-keloka. Tsy misy afaka mamono olona tsy manantsiny na dia amin'ny fotoanan’ny ady aza. Tsy misy na iza na iza koa afaka manome “fatwa” (fanapahan-kevitra ofisialy avy amin'ny silamo) mikasika io toe-javatra io. Tsy misy na iza na iza afa hiriorio ao anaty vahoaka miaraka amin'ny baomba afatotra amin'ny vatana.

Pin It
  • Created on .
Copyright © 2024 Tranok'alan'i Fethullah Gülen. All Rights Reserved.
fgulen.com no loharano tsy manafintohina momba ilay manampahaizana Tiorka sy ara-tsaina malaza Fethullah Gülen.